|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifanosona |
| Fototeny | 2 sosona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
5 Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mifanosòna |
| Fototeny | 11 sosona |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanosona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 manonofisa, mifanosona, mifanosòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|