|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanitsy
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
5 Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
6 Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 aligné [1.13]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifanitsy
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07