|
|
|
|

Teny iditra1  mifanindran-dalana
Singan-teny  2 mifanindrana, 3 lalana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Tovy hevitra  6 mifanindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12