Entrée | 1 mifandray |
Radical | 2 ray |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mampita, mifampitohy [1.13] |
Explications en français |
5 communiquer [1.13] |
Exemples |
6 Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy.
[2.245#]
7 ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369#] 8 Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 12 7 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 14 fiamandry, 15 mifandira, 16 mifandray |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |