Entrée mifandinika (dinika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miara-mamotopototra ny amin' ny antonanton-draharaha iray: Nifandinika momba ny fanambadian' ny ankizy izahay roa tonta [1.1]
Morphologie 
Présent : mifandinika
Passé : nifandinika
Futur : hifandinika
Impératif : mifandiniha

Mis à jour le 2020/07/31