|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifandaka
Fototeny  2 daka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo
5 Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  mifandakà
Fototeny  12 daka
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifandaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 mandafika, mifandakà, mifandaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21