|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanaritaka |
| Fototeny | 2 saritaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifandrirodrirotra, mifanintontsintona
5 Mifangaroharo be ihany ka ny sasany mankatsy, ny sasany mankarý [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 tu run away in directions; to move around in many directions as crowd; to be disorder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'entrecroiser comme une foule; s'entremêler: être enchevêtrés
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Hetsika |
| Fivaditsoratra | mifanaritaka, 12 mikatrafaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|