Entrée mifampiteny (teny)
Partie du discours verbe actif
Exemples kandrefa izy 2 lahy ireo tsy mifamaly, tsy mifampihazona, tsy mifampiteny, fa mifampisodika eo izy 2 lahy, ka mihodina dia mihodina eo izy maharitra indrai-mahamasabary mihodinkodina eo hiany, ka samy miandry ny andro mahery hiany izy 2 lahy: [2.48]
Morphologie 
Présent : mifampiteny, mifampitenin', mifampitenin-, mifampitenim-
Passé : nifampiteny, nifampitenin', nifampitenin-, nifampitenim-
Futur : hifampiteny, hifampitenin', hifampitenin-, hifampitenim-

Mis à jour le 2023/01/20