Entrée | mifako (fako) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To gather up rubbish. [1.2] | ||||||||
Exemples | Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy?
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mifako | ||||||||
Anagrammes | famoky, mifako, mifoka |
Mis à jour le 2023/08/11 |