|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miedinedina |
| Fototeny | 2 edinedina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mirehareha amin' ny fihetsehana toa misoneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan' ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to strut, to swagger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir une démarche fière, se pavaner
[1.3, 1.8] 7 Etre prétentieux, avoir une démarche fière, se pavaner [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|