|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 midingina |
| Fototeny | 2 dingina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
5 Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany 6 Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy 7 Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to exceed, to advance, to go beyond
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 midingìna |
| Fototeny | 14 dingina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midingina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | midingina, midingìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|