|
|
|
|

Teny iditra1  midi-kizo
Singan-teny  2 miditra, 3 kizo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena [1.1]
Ohatra  6  ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#]
Tovy hevitra  7 midi-bingo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12