|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midarondarona
Fototeny  2 darondarona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to vex, to insult in anger [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Insulter avec colère [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Ontam-po

Teny iditra (2/2)12  midarondaròna
Fototeny  13 darondarona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarondarona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  midarondaròna, midarondarona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21