|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 midabadaba |
| Fototeny | 2 dabadaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatsikobana rano amin' ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano
5 Mandany be loatra tsy amin' antony: Loza raha hidabadaba loatra ny anao lahy ka voa vao manontany tena hoe: "Nankaiza ny tanteliko teto?" [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be full to the brim; to make the splashing sound when a person steps or plunges into water
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 midabadabà |
| Fototeny | 12 dabadaba |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midabadaba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mibadabadà, mibadabada, midabadaba, midabadabà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|