|
|
|
|

Entrée1  miboeriboerika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  boeriboerika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana
Exemples  8  [2.996] Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany;
9  [2.356] Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho.

Mis à jour le 2024/12/11