|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibaikabaika
Fototeny  2 baikabaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy afa-mandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaikany fandehan' i Koto taorian' ny nanaovana hasoanana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to step or walk in a mincing and affected manner. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Marcher en écartant les jambes [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mibaikabaikà
Fototeny  12 baikabaika
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibaikabaika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibaikabaika, mibaikabaikà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21