|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miandriandriana |
| Fototeny | 2 andriandriana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to act with great circumspection.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 miandriandriàna |
| Fototeny | 11 andriandriana |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandriandriana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | miandriandriana, miandriandriàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|