|
|
|
|

Teny iditra1  miandoha
Fototeny  2 loha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miantomboka: Efa miandoha ny lohataona ka mitsimoka ny ahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to commence, to begin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 avoir sa source, son commencement à; commencer [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 andamohy, miandoha, 11 oman-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17