|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miandalana |
| Fototeny | 2 andalana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha manaraka ambaratonga:
5 Tokony hatao miandalana ny fampianarana ny ankizy 6 Tsikelikely: 7 Mihatsara miandalana ny marary [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to increase or diminish by degrees, to increase or decrease gradually, to abate gradually; to be arranged, to be in order.
[1.2] 9 to increase by degrees; by degrees, as one goes along [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 se ralentir, diminuer, augmenter graduellement, être par rangées
[1.3#38] 11 changer petit à petit; chemin faisant; en cours de route [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 manadilana, manadilàna, miandalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|