Entrée mianakavy (anaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
Explications en français ceux qui composent la famille, la parenté [Abinal 1888 page 35]
 toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995 page 61]
Vocabulaire 
Synonymes mpianakavy
Exemples 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [Andraina: I Vola, page 88]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
3Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [Rabary: Daty, page 145]
Citations 

Mis à jour le 2021/01/26