|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miampofo |
| Fototeny | 2fofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to nurse in the lap. [1.2] |
| Ohatra |
6 Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo.
[2.48]
7 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mampiofo, 14 miampofo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|