Entrée miahiahy (ahiahy (ahy))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be distrustful, to be suspicious. [Richardson 1885]
 to worry, to be suspicious [Hallanger 1973]
Définition française avoir de l'inquiétude, des soupçons [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
miahiahy
niahiahy
hiahiahy
Exemples Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [Andraina: Mitaraina, page 121]
Citations 

2013/04/11