|
|
|
|

Teny iditra1  miadam-pinaritra
Singan-teny  2 miadana, 3 finaritra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 sambatra tanteraka: "Veloma, masina, ry nahafoizana -- tratraran' ny ela ka dia soava / hiadam-pinaritra lalandava". (Ny Avana) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12