|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 membo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] ratsy fofona, mantsina
[1.78] |
| Ohatra |
4 Mandehana aloha ka aza masiaka membo aminay.
[2.245#]
|
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how membo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|