|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 meday |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Takela-metaly boribory misy sarin' olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a medal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 médaille
[1.3, 1.8] |
| Fivaditsoratra | meday, 6 Media |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|