|
|
|
|

Teny iditra1  medaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto
4 (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1#650]
Mpanahaka  5  meday

Fivaditsoratra  medaly, 6 mileda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17