|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  meda
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (peu usité) lent, lambin [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8 medameda
Mpanahaka  9  mikisinkisina, 10  milasilasy, 11  mimeda, 12  mitahontahona, 13  mitaraikiraiky, 14  mitaredretra, 15  mitaveravera, 16  mitavozavoza, 17  mitsiredretra

Teny iditra (2/2)18  Meda
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20 Medes [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21 Mèdes [2.996]
Ohatra  22  Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao? [2.996]
Voambolana  23  Soratra Masina

Fivaditsoratra  24 Madé..., Meda, meda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21