|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mazava alina
Singan-teny  2 mazava, 3 alina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60]
Fanazavàna teny frantsay  6 prostituée, pute, putain [1.60]
Tovy hevitra  7 daba lôka, dakôtà, kôdy, kôksa, kapa vy, koetra, mafy tratra, makôsà, mandôliny, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsy vaky atonta, tsimirirana

Teny iditra (2/2)8  Mazava alina
Singan-teny  9 mazava, 10 alina
Sokajin-teny  11  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haisoratra: boky
Mpanoratra  13 Rinarasoa Estine

Fivaditsoratra  Mazava alina, mazava alina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21