Entrée matraboka (traboka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Matsatso, sahala amin' ny voankazo be rano, tsy misy tsirony: Rano matraboka
Mitovy hevitra: maranorano ~ matsaotsao [Rajemisa 1985]

2013/04/09