Entrée matsaotsao (tsaotsao)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany
Mitovy hevitra: be rano ~ maranorano [Rajemisa 1985]
Synonymes mitsaotsao

2013/04/09