|
|
|
|

Teny iditra1  matimaty
Fototeny  2 maty
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 tepid: Rano matimaty (Tepid water) [1.17#59]
Fanazavàna teny frantsay  5 duplicatif diminutif: Rano matimaty (Eau tiède) ~ Soratra matimaty (Ecriture à demi effacée) ~ Matimaty be ihany ny olona (Les gens ne sont pas enthousiasmés) [1.3]
Ohatra  6  Levonina amin'ny rano mangatsiaka na matimaty izy. [2.117#]
7  Eny, taranak'olombelona foana ve no tsy ho matimaty amin' ny vola. [2.895#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  10 matimaty amin' ny ...
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  matimaty, 12 mitamaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09