Entrée masin-tanana (hasina, tanana)
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana ireo mahasitrana ny aretina raha vao mikasika fotsiny ny tanany; mahomby rehefa manasitrana, na mikasi-tanana izany, na manome fanafody [Rajemisa 1985]
Définition française dont les remèdes sont efficaces, qui guérit au seul toucher [Abinal 1888]

2012/07/24