Entrée masikita
Partie du discours nom
Définition malgache Didin-kena lavalava izay atsatsika amin' ny afo
¶ (any anindrana) Soza, safindrana [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] viande séchée, boucanée. [David 1952 (takila M)]
Synonymes masikity

2017/03/10