Entrée | martiry | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] | |
Synonymes | maritiora ~ martiora | |
Origine | Français: martyr. | |
Anagrammes | martiry, miritra, rimitra |
Mis à jour le 2020/07/31 |