Entrée maritiora
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Explications en anglais A martyr [1.7]
Explications en français Martyr [1.8]
Vocabulaire 
Origine Anglais: martyr. Français: martyr.

Mis à jour le 2020/07/31