Entrée | marolongo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1] | |
Explications en français | [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent. [1.19] | |
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |
Synonymes | marorazana ~ maroandavaka | |
Mis à jour le 2020/07/31 |