|
|
|
|

Teny iditra1  maroloha
Singan-teny  2 maro, 3 loha
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  5 multiple [1.13]
Ohatra  6  Ny tariby sy ny zavatra maroloha tsy haiko lazaina. [2.332#]
7  Dia ihy arakeviny tsotra sy maroloha, ny zana-bola sy ny zana-bola miampiamy. [1.437#]
Voambolana  8  Matematika

Fivaditsoratra  9 Lò-rohama, maroloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11