|
|
|
|

Teny iditra 1  marokoroko
Fototeny  2 rokoroko
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Maraorao, mandrotsirotsy, masaosao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 rough and scaly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rugueux, présentant des aspérités [1.8]
Ohatra  7  marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [2.472#102]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how marokoroko
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07