|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marenindrenina |
| Fototeny | 2 renindrenina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 - Manatona ety ambanimbany kokoa raha misy holazain' ise amiko manokana, hoy izy nihomehy, fa somary marenindrenina aho.
[2.5]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|