Entrée marena tokantrano (marina, tokana, trano)
Partie du discours locution
Définition malgache teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise may your home life be true (a form in saluting newly married people) [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31