|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marani-tsaina |
| Singan-teny | 2 maranitra, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra
[1.1] |
| Ohatra |
6 nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany.
[2.332#]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|