|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mantsaka |
| Fototeny | 2 ntsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manovo rano eny andoharano na amin' ny lava-drano namboarina:
5 Indreny ny tovovavy mitanjozotra miloloha siny avy nantsaka tany atsinanan-tanàna [1.1] |
| Ohatra |
6 Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 13 mantsakà |
| Fototeny | 14 ntsaka |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mantsaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 16 mantsaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (de ntsaka : action de puiser de l'eau, cet arbuste marque, dit-on, les sources d'eau propre, potable).
19 Nom donné à plusieurs arbustes à feuilles persistantes. 20 Notamment : Enterospermum sp. (Rubiaceae). 21 D'après Debray, les feuilles sont vendues jusque sur le marché de Tuléar, leur décocté est administré comme vermifuge, surtout aux enfants (réf. Debray 1006). [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | mantsakà, mantsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|