|
|
|
|

Teny iditra1  manotraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io
4 Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [1.1]
Ohatra  5  Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. [2.996#]
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  7 manakòtra, manakotra, 8 manatroka, 9 mañokatra, manokatra, manotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08