|
|
|
|

Teny iditra1  manotra
Fototeny  2 otra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to massage, to rub [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 masser, frictionner [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manotra, 12 mantora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02