Entrée |
manototra
(tototra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manarona: Manototra tany ny vodihazo Mameno: Manototra nahandro ny latabatra Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao Manafotra: Manototra henatra olona [1.1]
|
| Mameno ny banga [1.13]
|
Explications en anglais | To fill with earth etc.; to cover [1.7]
|
Explications en français | Couvrir [1.3]
|
| Combler [1.3, 1.13]
|
| Combler de terre, etc. [1.8]
|
Exemples |
1 | Manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy.
[2.445]
|
2 | Manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo.
[2.445]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manototra |
Passé : |
nanototra |
Futur : |
hanototra |
Impératif : |
manotofa |
|
|
Entrée |
manotòtra
(totòtra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana [1.1]
|
Explications en français | Secouer les fils en les raidissant pour les égaliser [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
manotòtra |
Passé : |
nanotòtra |
Futur : |
hanotòtra |
Impératif : |
manotora |
|
|