Entrée | manosy (hosy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | [Tanala] [ mañosy ] Mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78] | ||||||||
Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona Mambabo fananana [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | To trample the mud in ricefields [1.7] | ||||||||
Explications en français | Piétiner, tremper dans Manquer d'égards Spolier, confisquer [1.3] | ||||||||
Piétiner les rizières [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | mañose | ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot manosy | ||||||||
Mis à jour le 2022/12/06 |
![]() |