|
|
|
|

Teny iditra 1  manosika
Fototeny  2 tosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
5 Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
6 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to shove; to urge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 pousser [1.8]
Ohatra  9  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48#126]
10  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manosika
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mañakosy, 18 mañisoka, 19 manokasy, manosika, 20 masokañy, 21 masokina, 22 misokana, 23 misonàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07