|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manongonongona
Fototeny  2 ongonongona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiavosa tany
5 Mampitandrina rahateo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to turn over clods and pile them up as a landmark; to caution. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manongonongòna
Fototeny  12 ongonongona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongonongona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manongonongona, manongonongòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21