|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manome tsifoifoy |
| Singan-teny | 2 manome, 3 tsy, 4 foifoy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava
[1.1] |
| Fivaditsoratra | manome tsifoifoy, 7 manome tsy foifoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|