|
|
|
|

Teny iditra1  manombika
Fototeny  2 ombika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka sombintsombiny na potipotiny amin' ny vataben-javatra iray: Manombi-kena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to collect small pieces of meat
6 In the provinces it means to retain a portion of anything for one's own use. [1.2]
7 to trim little pieces of meat from bones and other cuts [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 prendre des petits morceaux de viande sur les os, etc [1.8]
Ohatra  9  Raha toloran' olon-kanina na zavatra, dia mananty tanan-droa fa azo atao ny manombika. [1.437#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 manombi-kena
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17